Ho faly ( interlude)

小黑龙 Fyozirus

作词 : Fyozirus

作曲 : Fyozirus

Mba iteny kely Aho androany, nefa...

Tsy hiresaka be aho

Aza mitaraina ny alahelo esory, ny ranomaso fafao

Fa fiainana re zany, aza atao mahakivy, na ndraindray aza mangidy

de aza mora kivy

Fingana sy fankapanahy

Ra mianjera enao de mitsangana

mitraka fa efa izany

Na ambony ny tany

Na ambany ny tany

Vitanao fona izany

Ianao irery ihany no ahavita izany

anova ny ho avy

同歌手歌词